Episodes
-
A- Ny RAD Toby lehibe 4 HONO no NANDRARA ny fisalorana ny lamba (FITAFY) MAINTY SY MENA satria hono sensible amin'ny fanahy ratsy (Ao amin'ny boky manga hono ny fanazavana izany).
B- Ny loko MAINTY SY MENA (fitafy) hono dia LOKON'NY DEVOLY sy tena mahasarika dévoly.
C- Akanjo mainty hono andramana anaovana rehefa manala devoly raha hisy devoly hivoaka. Akanjo mainty be sy mena midorehitra be entina manala devoly amin'ny marary any amin'ny Toby ahitanao ny vokany.
Ndao resahana sy idirana lalina ny mahakasika izany rehetra zany ka ny hitondrana fampianarana dia ny hoe :
1- Tena niteny izany tokoa ve ireo Raiamandrenim-pifohazana sa apetraka eo ambavan'i Mosesy toy mahazatra ?
2- Ahoana tokoa moa zany no tantaran'ny robe liturgique sy toge ? Symbolisme avy aiza no entiny ?
3- Fa inona izany no tena hatahoran'ny devoly ka hialany amin'ny olona iray ?
-
Missing episodes?
-
👉 Inona no ao ambadika ? Inona no tanjona ?👉 VAHAOLANA tokoa sa famonoana afo tsy hisian'ny OLANA ho an'antokon'olona vitsivitsy ?! 👉 Opérateur économique vé sa opérateur politique nareo ry telma sy orange ary airtel ?👉 Nahoana no atao sesitany eto amin'ny taniny sy hatokamonina ny Malagasy ? Mba hahafahana manandevo azy sy hanaovana azy ireo toy ny ampondra ka hanaiky izay rehetra atao aminy ?Tandremo aza sao may ny afo hatsangana ka hitetika arivo maty iray alina eeeeee. Hum ...
-
Olona misy dévoly vé sa Marary saina ny olona PN ? Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka dévoly ? Sa andosirana ? Raha sendra azy ianao , inona no tokony ataonao ?
Plan :
00:02:01 comprendre la personne, ce qu'elle vit
00:10:16 problème structurel et non comportemental
00:19:50 pas de solution préfabriquée; accompagnement; échecs
00:23:43 se sent comme de la m**de, vermine; orgueil comme cache-misère
00:26:00 Jehovah mpandinika ny fo sy mpamantatra ny voa (Jer. 17, 9-10a)
00:28:40 Atolory Ahy ny fonao
00:30:41 Salamo 139, 2-6
00:36:19 mila mitandrina sy miaro tena
00:38:47 confronter, constat personnel, travail de mirroir
00:42:20 démolir son auto-idôlaterie et son orgueil
00:48:47 ny vavaka atao ho an'ireny olona ireny
00:52:10 changement de vision, de paradigme = asan'A/tra
00:53:32 iza no olona hitia ahy amin'izao faharatsiako izao?
00:54:22 Jesosy irery ihany no mitita olona tsy azo tiavina intsony
00:58:46 olana fototra: orgueil alimenté par la vanité
01:02:07 fehin'izay voalaza rehetra izay
Source: https://www.facebook.com/epubnamur/videos/259099467170742
-
Olona misy devoly ve sa Marary saina ny olona PN ? Inona no tokony atao amin'izy ireny ? Avoaka devoly ? Sa andosirana ? Raha sendra azy ianao, inona no tokony ataonao ?
Plan :
00:00:00 tari-dresaka
00:02:18 fahanana ny ondrin'Andriamanitra
00:07:46 trouble de personnalité
00:12:39 angle théologique de l'enjeu : combat spirituel
00:16:49 avy aiza ny teny hoe "narcissisme"
00:23:23 définition psychologique
00:24:35 fonctionnement d'un PN
00:27:12 l'être humain en devenir
00:31:20 low self-esteem
00:34:04 victime
00:41:21 raisonnement : il faut détruire la victime
00:42:16 fehiny
00:45:01 fiangaviana: zarao au maximum
00:46:14 inversion de personnalité avec sa victime
00:49:51 dimension spirituelle = miditra ny asan'Andriamanitra
Source: https://www.facebook.com/epubnamur/videos/259099467170742
-
Nirongatra izay tsy izy ny FANOLANANA tato ho ato ary ny mampalahelo dia zazakely avokoa ny ankamaroan'ireo voaholana ary amin'ny fomba feno habibiana mihitsy izay mampieritreritra hoe inona no ao ambadika ankoatry ny filan'ny nofo ?
Matetika ny victime sy ny mpanolana dia OLONA SAHIRANA foana no ASEO vahoaka. Donc na ny informations aza dia EFA misy sivana mialoha sahady nefa iaraha mahalala fa MAHAKASIKA NY OLONA REHETRA ITY RESAKA ITY na " olona manan-katao " na " olona ambony manana ny toerany " na " olo-malaza " na " vahiny " sns... Nefa toa ianiana tsy lazaina sy afenina ary toa tsy mety tratra ? Natao ho an'iza koa Ilay lalàna nivoaka ? Amin'iza no ampiharina dia amin'iza no tsy ampiharina ? Inona no ambadik'ireny ?
Inona no mety ho VAHAOLANA FOTOTRA tsy maintsy resahana mialohan'ny LOI DE CASTRATION manoloana izao Zava-misy izao ?
-
Nisy question réponse nataonay teto amin'ny page RJL ary nisy mpanaraka ny pejy nametraka fanontaniana :
"za kristiana, n olontiako silamo . tena.mifankatia zahay nefa n RADniko ts manaik , n any aminy tsy mis olana . IZY nefa manaik n ijanonako ho kristiana f tsy voatery ifindr silamo anaraka azy za... mikas hivady zahay nef problem B n am RAD .. ahoana pasteur n FAHitanao azy ?"
Maro no nanao commentaires tamin'izany niakatra sy sorena ary tezitra. Noho izany Dia nanapa-kevitra izahay fa raisina thème manokana mihitsy ity lohahevitra ity... Tsy ny Silamo ihany no raisiko fa na SILAMO , NA ATHÉE, NA MPANDALA FOMBAN-DRAZANA , NA INONA NA INONA FINOANY.
-
Tsy afaka misitraka sy mankafia fiainana ve izany ny MPINO sa kilasiana ho HÉDONISME izany ? Araka ny hoe : SAINO NY ZAVATRA ANY AMBONY Dia midika ve izany hoe ADINOY NY FIAINANA ETO AN'-TANY ? Ny mandalo sy miserana ve midika fa tsy misy ilàna azy ?
PS : Ho an 'izay olona mora madilo sofina sy mora tohina dia hiangaviana sahady tsy hanaraka mba tsy haha tafitohina anao (Puritains sensibles à conseiller de s'abstenir).
-
TRIBUNAL MALAGASY = SAHAN-DRANOMASO LAPAN'NY FITSARANA HOE ? TENA LAPA TOKOA, MILA MIANKOHOKA SY MANDOHALIKA VAO MAHAZO IZAY ILAINA RAHA HAHAZO AZA ... Voa miteny hoe : tribonaly Malagasy dia mihivingivina ny ankamaron'ny olona manana raharaha eny amin'ny fitsarana indrindra ireo vahoaka madinika tsy mandady harona . VERY NA TAKOMANA NY MARINA
-
Après ny resaka nifanaovanay sy Koto Lilahimahitsoambo dia MAROBE NY OLONA TAFITOHANA rehefa niteny Aho fa ny BAIBOLY DIA TSY TENIN'ANDRIAMANITRA.Tery ny fotoana moa ka NORMAL raha misy ny tafitohana saingy ho an'ireo mpanaraka ny page sy ireo TENA MIHAINO TSARA dia mahazo tsara ny Zavatra nolazaina.Efa nanaovako débat tamina mpanompon 'Andriamanitra 2 teto izy ity saingy averiko indray fa amin'ity kosa dia ho hazavaina amin'ny ANTSIPIRIHINY mihitsy.
-
Mafampana ny ady hevitra aram-pinoana tato ho ato teto amin ' ny facebook, ary mifanasa vangy mihitsy aza ka samy miezaka mafy handesohana ny finoan'ny hafa, satria izay no heveriny andresena lahatra ny olona hanaraka an'Andriamanitra araka ny fiheverany sy ny famaritany.MANANA DROIT TSY HINO AN' ANDRIAMANITRA NY OLONA.
-
Rakoto dia olona efa ao amin' i Jesosy saingy indray andro izy tojo olana goavana tena tsy zakan'ny sainy ... et il a craqué.. nisotro toaka izy ... Niteny ratsy nirediredy ... Mamo tampona nefa mbola nitondra fiara koa .. Teny andalana izy nahita SIPA manjakely Dia nanaramaso Kanjo nisy fiara nifanena tampoka tsy tazany akory dia Nanao accident izy Ary Maty sur le coup .
👉 Ny fanontaniana mipetraka Dia hoe : DIRECT AFOBE VE IZY ? SA METY HAHAZO TOERANA EO ANILAN'I JESOSY IHANY ?
Rasoa kosa tsy ao amin 'i Jesosy saingy mivavaka isaky ny alahady izy, manao asa soa manampy ny hafa na ao ampiangonana na eo amin'ny fiaraha monina. Maontina fiteny sy fihetsika ary tsy mba re hoe nanana olana teo amin'ny tany amamonina. Rehefa miresaka dia atao ohatra mahafinaritra falain'tahaka hatrany izy amin'izay ataony sy alehany. Manana fitondrantena maontina izy.
Indray andro narary izy tao ampiangonana, tapaka lalandra ary maty tampoka teo ampanatanterahina ny asan' Andriamanitra.
👉 HAHAZO TOERANA EO ANILAN'I JESOSY VE IZY ?
-
Ny mahazatra antsika hatramin'izay dia exilé politique fa eto dia ny firenena mihitsy no lasa SESITANY. Mampahatsiaro ny toe-java-misy tao amin'ny Soratra Masina RAVA NY MANDA , POTIKA NY TEMPOLY , NATAO SESITANY IREO MANAMPAHAIZANA , NIHANAKA IZAY TSY IZY NY KOLIKOLY, TSY MIFANKAHAZO NY SAMY JIOSY (ny valahara mpiandry fasana sy ireo any ampielezana) , sns ... Mitady " LEADERS CHARISMATIQUES " satria tsy misy raisina intsony ireo " LEADERS POLITIQUES CLASSIQUES ". Fanontaniana : AVY AIZA SY AVY AMIN'IZA NY METY HO FANARENANA AN'I MADAGASCAR ?
-
Tsy dia resahina loatra izy ity fa andao ho resahintsika anio ny mahakasika ny hoe : demoniaka, asan'ny maizina, fanahy ratsy, fitarihan'ny devoly ny olona sns ...
Inona no atao manoloana izany rehetra izany ?
-
GUERRE DE COMMUNICATION : samy fanaon'ireo ankolafy samihafa ny manarama ekipa manokana hamafy marina na tsy marina amin'ny tambazotra. Manampy trotraka ny fitongilanan'ireo haino amanjery ofisialy ka dia izay hita ao amin'ny fesiboky no avy hatrany dia raisin'ny olona.PIRATAGE INFORMATIQUE : cinéma sa tsia ? Tsy any ny olana fa fomba fiady daholo izany Kanefa na izany na tsy izany dia tafiditra tanteraka isika ao anatin'ny rivodozan'ny révolution numérique koa dia samia mandray ny andraikiny.
- Show more